|
|
|
|

Teny iditra1 tsy maharitra ny mena miraviravy
Singan-teny  2tsy, 3maharitra, 4mena, 5miraviravy
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7tsy maharitra amin' ny zavatra tsiriritina mafy fa dia raikitra mihinana. [1.1]
Tovy hevitra  8tsy mahari-boankena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12